Tahio ny Nosinay (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Tahio ny Nosinay
1- Mba tahionao Jesosy ô! Ity Nosinay
Fa mijaly mafy mampahonena re!
Mitalaho sy miandrandra dkdzo ny famonjena avy tononkira.serasera.org Aminao
Mba arovinao zahay ry Tompo ô!
(Refrain)
Vonjeonao ry Jesosy ô! Ity Tanindrazanay
Mba vonjeo fa mila tsy ho zakanay ny onjam-piainana ety
Ianao no antenaina mba ho sdanpv mpanafaka anay
Mba kasiho ny tananao ty xzdem Nosinay
2- Mba henoy ny fivavakay ry Jesosy ô!
Fa miandrandra ny indrafonao izahay
Mba omeo fandriampahalemana ka hiaina sambatra
'Zany indrindra no faniriko ry Jeso!
(Refrain)......
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 1330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 19/08/2024 15:09