Ianao ihany (Troupah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Ianao ihany no ato am-poko, ianao ihany ka matokia
Manantena aho fa toy izany aviluzy ny anjara toerako any
Ny elanelan-tany mahatonga ny tomany
Raha toa ka toy izany ho ventesinao hatrany
Reko rjud fa
Ref ....
Marobe ny devoly manodina ny saina,
Asa nefa tsy haiko ny rehetra oimfx manorisory
Ataoko fa
Teninao ihany ny hoe mandrakizay
Ataoko ahoana indray no tononkira.serasera.org tsy hahatoky anao
Hilaza hoe :
Ref ....(x2)

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
13/07/2021 14:20)
Tarika Troupah no nahalalako an'ity
harymbola
(
14/07/2021 10:13)
Eny marina ilay tarika troupah fa Jean Rabary no nanorona, ao fa ovaina, misaotra indrindra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TroupahVangy : 2496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 13/07/2021 13:44