Zara (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zara!
Fantatro ianao!
Zara!
Mazava ny fihetsikao
Zara
Anaty masonao
Hitako taxlwo fa tia ahy ianao!
Zara!
Lavitra anao zaho
Zara!
Zaho tia anao (zaho aty Tanà)
Zara!
Any nyfgczo ambanivohitra any
Inona moa no hanakana ahy
Ianao ’ty sdfwty toa
Miahotrahotra
Kanefa izaho tsy mampatahotra
F’izaho sy ianao mety hiaraka ihany
Ka ataoko fanao ny midina any (aminareo any)
Omano ny katsaka, mangahazo fa ho avy aho Zara
Arahiko fitiavana mamy be dia hozaraiko tsara
Hatramin’ny tanety sy havoana dia antsika ry Zara
K’aleo hitomany eo avokoa izay te handrara.
Zara!
Lavitra anao zaho ...
Lala ô! Lala ô! Lala ô!
Ho avy tononkira.serasera.org eo mihitsy
Ianao ’ty toa ..
Omano ny katsaka ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 6055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 07/02/2004 22:34