Zara (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zara!
Fantatro ianao!
Zara!
Mazava ny fihetsikao
Zara
Anaty masonao
Hitako fa tia ahy nllyexm ianao!

Zara!
Lavitra anao zaho
Zara!
Zaho tia anao (zaho aty Tanà)
Zara!
Any ambanivohitra any
Inona moa no hanakana ahy

Ianao ’ty toa
Miahotrahotra
Kanefa izaho tsy mampatahotra
F’izaho sy ianao yirohy mety hiaraka ihany
Ka ataoko fanao ny midina any (aminareo any)

Omano ny katsaka, mangahazo fa ho avy aho Zara
Arahiko fitiavana mamy be dia hozaraiko tsara
Hatramin’ny tanety sy havoana dia antsika ry Zara
K’aleo hitomany tononkira.serasera.org eo avokoa izay te handrara.

Zara!
Lavitra anao zaho ...

Lala ô! Lala ntxs ô! Lala ô!
Ho avy eo mihitsy

Ianao ’ty toa ..

Omano ny katsaka ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 6057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 07/02/2004 22:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7565