Zara (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zara!
Fantatro ianao!
Zara!
Mazava ny jkgftxm fihetsikao
Zara
Anaty masonao
Hitako fa tia ahy ianao!
Zara!
Lavitra anao zaho
Zara!
Zaho tia anao (zaho aty Tanà)
Zara!
Any ambanivohitra any
Inona moa no hanakana ahy
Ianao qwsjjrkd ’ty toa
Miahotrahotra
Kanefa izaho tsy mampatahotra
F’izaho sy ianao mety abnzv hiaraka ihany
Ka ataoko fanao ny midina any (aminareo any)
Omano ny katsaka, mangahazo fa ho avy aho Zara
Arahiko fitiavana mamy be dia hozaraiko tsara
Hatramin’ny tanety sy havoana dia antsika ry Zara
K’aleo hitomany eo avokoa izay te handrara.
Zara!
Lavitra tononkira.serasera.org anao zaho ...
Lala ô! Lala ô! Lala ô!
Ho avy eo mihitsy
Ianao ’ty toa ..
Omano ny katsaka ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 6009
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dd
Date : 07/02/2004 22:34