Raha sitrakao (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sitrakao, hombay elatra aho
Hisidinako any , lavitra any
Hizahako toerana iray
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
Masoandro mody, hitondra ahy
tvet Ny ali-mangina, hanembonanao ahy
Hitondra nofy, nofy mamy
Handrotsirotsy ny fonao tamany
mqscy Handrotsirotsy ny fonao tamany
Vao maraina aho, mangirandratsy
Ny masoandro atsinanana any
Hivimbinako tsiky ho anao
Hitondrana hafanana vaovao
Ny haizina efa lasana nandao
Ny hazavana eo anilanao
Raha sitrakao, hombay elatra aho
Hisidinako any kyatx , lavitra any
Hizahako toerana iray
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
tononkira.serasera.org Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
Hisidinako any , lavitra any
Hizahako toerana iray
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
Masoandro mody, hitondra ahy
tvet Ny ali-mangina, hanembonanao ahy
Hitondra nofy, nofy mamy
Handrotsirotsy ny fonao tamany
mqscy Handrotsirotsy ny fonao tamany
Vao maraina aho, mangirandratsy
Ny masoandro atsinanana any
Hivimbinako tsiky ho anao
Hitondrana hafanana vaovao
Ny haizina efa lasana nandao
Ny hazavana eo anilanao
Raha sitrakao, hombay elatra aho
Hisidinako any kyatx , lavitra any
Hizahako toerana iray
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
tononkira.serasera.org Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 6998
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natil
Daty : 17/07/2008 13:19
