Raha sitrakao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sitrakao, wppbkczl hombay elatra aho
Hisidinako any , lavitra any
Hizahako toerana iray
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
        Masoandro mody, hitondra ahy
        Ny ali-mangina, hanembonanao ahy
        Hitondra nofy, nofy tononkira.serasera.org mamy
       ealmw  Handrotsirotsy ny fonao tamany
        Handrotsirotsy ny fonao tamany
Vao maraina aho, mangirandratsy
Ny masoandro atsinanana any
Hivimbinako tsiky ho anao
Hitondrana hafanana vaovao
Ny haizina omtx efa lasana nandao
Ny hazavana eo anilanao
        Raha sitrakao, hombay elatra aho
        Hisidinako any , lavitra any
        Hizahako toerana iray
        Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao
        Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 7189
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Natil
Date : 17/07/2008 13:19
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.563