Irery (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery izao ianao, niezaka hatrany
Tsy nikely aina hitana ny cyrtg saina
Tsy hiampita any aho androany
Fa ireo namanao quhqysg lasana nandao
Ianao irery sisa no mamisavisa
Ireo kilalao izay fanao
Fa rindrina sy csinkjq tamboho sisa namanao
Potika kitay efa tsisy vay
Mampatsiahy anao f’efa tena maty tononkira.serasera.org ilay afo
Tsy nikely aina hitana ny cyrtg saina
Tsy hiampita any aho androany
Fa ireo namanao quhqysg lasana nandao
Ianao irery sisa no mamisavisa
Ireo kilalao izay fanao
Fa rindrina sy csinkjq tamboho sisa namanao
Potika kitay efa tsisy vay
Mampatsiahy anao f’efa tena maty tononkira.serasera.org ilay afo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2594
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:59
