Irery (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery izao ianao, niezaka hatrany
Tsy nikely aina hitana tononkira.serasera.org rbczpaal ny saina
Tsy hiampita any aho androany
Fa ireo namanao lasana nandao
Ianao irery sisa no mamisavisa
Ireo kilalao izay fanao
Fa rindrina sy tamboho sisa namanao
Potika kitay qczjt efa akicgev tsisy vay
Mampatsiahy anao f’efa tena maty ilay afo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 2584
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 17:59