Irery (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery vazxta izao ianao, niezaka tash tononkira.serasera.org hatrany
Tsy nikely aina hitana ny saina
Tsy hiampita any aho androany

Fa ireo namanao lasana nandao
Ianao irery sisa no mamisavisa
Ireo kilalao izay fanao

Fa rindrina sy tamboho sisa namanao
Potika kitay efa tsisy vay
Mampatsiahy anao f’efa yblkh tena maty ilay afo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsiakoraka
Hits : 2585
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 17:59
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082