Mbola hihaona (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiezaka aho ny hangina lijrfaps na dia te hitroatra aza.
Na tia hamoaka ny ao am-po tsy mba afaka ny hilaza
Maro koa tsy ho tanisaina ireo ratra ao anaty
Nefa atao ahoana moa, aleo ccwqytz manindry fo.
Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
Fitia tsy anjara tsy hankarary fo
Ka aleo mitraka ny loha.
Satriko ny hitoetra teo tononkira.serasera.org anilanao teo foana
Saingy indrisy, efa lany ny fotoana
Fa any andro iray, any volana, any taona
Mbola hifankahita indray mbola hihaona.
Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
Fitia tsy anjara tsy hankarary fo
Ka aleo mitraka ny loha.
Fa any andro iray, any volana, any taona
Mbola hifankahita indray mbola hihaona.
Tonony sy feony : Tams wjgfsla

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnaYVangy : 3970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 31/01/2015 10:29