Mbola hihaona (AnaY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiezaka aho ny hangina na dia te hitroatra pyoipq aza.
Na tia hamoaka ny ao am-po hrajy tsy mba afaka ny hilaza
Maro koa tsy ho tanisaina ireo ratra ao anaty
Nefa atao ahoana moa, aleo manindry fo.
Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
Fitia tsy anjara tsy hankarary fo
Ka aleo mitraka ny loha.
Satriko ny hitoetra teo anilanao teo foana
Saingy indrisy, efa lany ny fotoana
Fa any andro iray, any volana, any taona
Mbola zhtlsn hifankahita indray mbola hihaona.
Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
Fitia tsy anjara tsy hankarary fo
Ka aleo mitraka ny loha.
Fa any andro tononkira.serasera.org iray, any volana, any taona
Mbola hifankahita indray mbola hihaona.
Tonony sy feony : Tams

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnaYVangy : 4010
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 31/01/2015 10:29