Tahio ny Nosinay (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : kssppaiu Tahio ny Nosinay

1- Mba tahionao Jesosy ô! Ity Nosinay
Fa mijaly mafy mampahonena re!
Mitalaho sy miandrandra ny famonjena avy Aminao
Mba arovinao zahay ry Tompo ô!

(Refrain)
Vonjeonao ry Jesosy ô! Ity Tanindrazanay
Mba vonjeo fa mila tsy ho zakanay ny onjam-piainana ety
Ianao no antenaina mba ho mpanafaka anay
Mba kasiho ny tananao ty Nosinay

2- Mba henoy ny fivavakay ry Jesosy ô!
Fa miandrandra ny indrafonao izahay
Mba tononkira.serasera.org omeo fandriampahalemana ka hiaina sambatra
'Zany indrindra ysccy no faniriko ry Jeso!

(Refrain)......

A/C : Hasiniaina dulu Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117