Manome (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manome no tsara raha vokatry ny fo
Manome ilay fihetsika ambony sy mihaja tokoa
Na iza manome dia ho cgbuems sambatra ao am-po
Indrindra raha mahavonjy amin’ny fotoana izay mahavoa
Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho tononkira.serasera.org velon-kira ianao
Ajilaye oaoa ! ajilay e (in4)
Satria tsara ny manampy izay voa
Maharavoravo rgbazofr mahavelon-kira tokoa
Atao hoe manampy izay manome an-tsitrapo
Mahavonjy toy ny manome indroa
Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira ianao
Ajilaye oaoa ! jzuqrgjl Ajilaye !
Ajilaye oaoa ! …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Max ExceptionVangy : 4352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2002 15:13