Izahay ankizy (Mdjette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay tononkira.serasera.org ankizy faly izay tsy izy
Tafahaona indray hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira izahay f’izay no mba tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh dxwtr oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay qmlncvfr ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro pczynsho toy izao
Tafahaona indray hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira izahay f’izay no mba tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh dxwtr oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay qmlncvfr ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro pczynsho toy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MdjetteVangy : 3259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/10/2004 02:02
