Izahay ankizy (Mdjette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay ankizy faly izay tsy izy
Tafahaona indray qhoxyz hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira izahay f’izay no guaz mba tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly tononkira.serasera.org weeosibx izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro toy izao
Tafahaona indray qhoxyz hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira izahay f’izay no guaz mba tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly tononkira.serasera.org weeosibx izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro toy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MdjetteVangy : 3282
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/10/2004 02:02
