Izahay ankizy (Mdjette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay tononkira.serasera.org nhockk ankizy faly izay tsy izy
Tafahaona indray hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira kvochnql izahay f’izay no mba tianay
Oh oh oéééé
Avia phmdb ianao
Oh oh oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro toy izao
Tafahaona indray hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira kvochnql izahay f’izay no mba tianay
Oh oh oéééé
Avia phmdb ianao
Oh oh oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro toy izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MdjetteHits : 3391
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/10/2004 02:02
