Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izahay ankizy (Mdjette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay ankizy faly izay tsy izy
Tafahaona indray hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira izahay f’izay no mba tononkira.serasera.org tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh oéééé
Antsoy vujrf ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro musvr mckavez toy izao
Tafahaona indray hiaraka am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira izahay f’izay no mba tononkira.serasera.org tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh oéééé
Antsoy vujrf ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro musvr mckavez toy izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MdjetteVisites : 3285
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 31/10/2004 02:02
