Fitia mandainga ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo qyqu fihetsikao, manalasala
Milaza fa tia, tena tia tokoa fa tsy manadala
Nefa raha hhdc jerena, mampihafahafa
Toa fitia mandainga
Misy tetika, tanjona hafahafa
Be safary loatra, fa tsy mba tsotra
Mahay mampandriandrisa,
Mitanisa izay tsy ho vita
Nefa tsy mampino fa hoe fitia madio
'Ilay fitiavanao ahy zary toa mampiahiahy
Aleoko rwgooh ihany ilay any
'Lay efa tiako hatrizay
Tsy foiko sady tsy mahafoy ahy
Izy ihany no mba hany
'Lay tononkira.serasera.org fitiavana , tsy miaro fanambazana
Milaza fa tia, tena tia tokoa fa tsy manadala
Nefa raha hhdc jerena, mampihafahafa
Toa fitia mandainga
Misy tetika, tanjona hafahafa
Be safary loatra, fa tsy mba tsotra
Mahay mampandriandrisa,
Mitanisa izay tsy ho vita
Nefa tsy mampino fa hoe fitia madio
'Ilay fitiavanao ahy zary toa mampiahiahy
Aleoko rwgooh ihany ilay any
'Lay efa tiako hatrizay
Tsy foiko sady tsy mahafoy ahy
Izy ihany no mba hany
'Lay tononkira.serasera.org fitiavana , tsy miaro fanambazana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 8066
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : henitsoa21
Daty : 24/10/2016 15:01
