Any aoriana elabe (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re mba ho tana
Iarahantsika manketsy eroa
Fa lazain’ny hafa xcqcxadb fa hadalana
Ny tokantranomasontsika roa

Nambara koa fa tsy ara-dalana
Ny miaraka tsy vita raharaha
Ianareo no te hihanahana
‘Zahay aza kao tsy miraharaha


Ny fisoratana afaka miandry
Zahay tononkira.serasera.org tsy afaka ny hifampiandry
Mafana loatra ilay fitia ao am-po
Fa vhqstyb aleo aloha dia hatomboka mialoha

Sady sxjac zao,
Mamy izy
Kanto izy
Meva izy
Tiako izy

Rehefa aoriana elabe
Raha tsisy sampona, asa aloha
Dia ataonay malaza be
Ilay fety hivadianay roa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jeneraly
Vangy : 4175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2015 20:14
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118