Voninkazo dia (Ramih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaiko anao,
F’iny resaka iny trmwztuf ihany no tsy nampatory ahy
Satria kilalao,
Sangisangy tsisy varany ilay oqih valin-teniny
Dia indro ianao,
Fa nanidy moramora ny varavarana
Nidify, nandao
Na dia efa ela teny aza,
Izaho nihafy toy ny zaza
Niandry izay valiny
Mamiko ny hiara-dia
Aminao fa tsy
Tsy haiko ny milaza
Avelao aho,
Mba ho namanao raha tena tsisy ilay fitia
Fa mafy loatra
Ilay miandry, miahiahy andro amam-bolana
Raha tsisy akory
Izay heverinao fa sombiny mba mety ho ahy
Hanaiky sy hino,
Na tononkira.serasera.org dia efa niandry fatratra
Kay manindrona mandratra ilay voninkazo dia
Mamiko ny hiara-dia
Aminao fa tsy
Tsy haiko ny milaza
Ny fitia raha minia
Dia toy asmch ny voninkazo dia
Tiana anefa tsy tia
RAMIH

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RamihVangy : 517
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Ramih048
Daty : 08/09/2025 14:21