jereo ange (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo ange toa zaza faly eo anilanao
Miandrandra egwjaid anao ny foko tia anao,
natokako ho anao
Jereo ange, ny masoko mibanjina pzohcutl anao
Mihanta aminao
mba hotoloranao
fa babonao

Ho anao no hirako izao hirako izao
mba hilazako tononkira.serasera.org indray fa
Tiako(4)
Tiako ianao

Jereo ange, jereo fa tsy haiko naibrnwl hafenina anao
ny fo tia anao, natokako ho anao
fa babonao,fa babonao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 6434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotus
Daty : 06/11/2005 14:03
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112