Hiran'i neny (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako vcxc ny avo
Ny foko ravoravo eto scdekqt izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka zaraiko aminao
Sambatra aho ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifaly fo fatratra aok’izany tononkira.serasera.org moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy ho lò
Raha tsy manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety mampamoy fo
Laingalainga moa
Fa ny ouytz aza mahavoa
Ny foko ravoravo eto scdekqt izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka zaraiko aminao
Sambatra aho ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifaly fo fatratra aok’izany tononkira.serasera.org moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy ho lò
Raha tsy manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety mampamoy fo
Laingalainga moa
Fa ny ouytz aza mahavoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 9556
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 18:58
