Hiran'i neny (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Isaorako ny avo
Ny foko ravoravo eto izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka zaraiko aminao
Sambatra aho csyoqn ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifaly fo fatratra aok’izany moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy zrykaq ho lò
Raha tsy manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety mampamoy fo
Laingalainga moa
Fa diosseax ny aza mahavoa
Ny foko ravoravo eto izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka zaraiko aminao
Sambatra aho csyoqn ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifaly fo fatratra aok’izany moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy zrykaq ho lò
Raha tsy manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety mampamoy fo
Laingalainga moa
Fa diosseax ny aza mahavoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 9653
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 18:58
