Hiran'i neny (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ryihdtb ny avo
Ny foko ravoravo vhzll eto izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka zaraiko aminao
Sambatra aho ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifaly fo fatratra aok’izany moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy ho lò

Raha efgoggb tsy tononkira.serasera.org manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety mampamoy fo
Laingalainga moa
Fa ny aza mahavoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 9652
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 18:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0217