Andro malaza (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro malaza sady soa tokoa
‘Lay andro ‘zay nisehoan’i Jeso
‘Zay nantenain’ny mpaminany koa
Mba hampiseho fihavanana,

Mifalia sy mihobia mafy,
Efa tonga ny Mpanavotra
Avia, ka miderà,
Derao io Zaza io,
Hobio, hobio,
Fa Tompontsika io

Anjely maro no tononkira.serasera.org nihoby tao;
Mpiandry ondry nitsaoko ycpil Azy koa.
Ny olon-kendry koa bsupmlio nanasina Azy,
Andeha mba hankalaza Azy izao:

Dera sy haja no atolotray
Anao, ry Jeso ‘zay teraka anie:
Ka mba mandraisa ny nkget fanatitray
Ho zava-mani-pofona tokoa:


Fihirana FFPM 75

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 14215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 15:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426