Aza andaozanao ahy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza andaozanao ahy ireo rehetra efa vitako
Aza andaozanao ahy izay nataoko fa tononkira.serasera.org tsy sitrako
Fa na mamy izy ireny, na mgax igntyweg mafaitra izy ireny
Aza andaozanay ahy ireo rehetra lasako
Marina aho fa tsy anjely fa olo-miaina eto ihany
Dia avelanao hitoetra irery raha mbola manantena hatrany
Omeo fotoana aho hahafahako indray
Hahazoako manafoana ireo hzhy andro mahamay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:44