Tanora ô (Rafidimanantsoa sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora ô avy etsy hafarako ianao
Ny hajan’ny tena aza atao ambvbhu kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy rariny atao ny tononkira.serasera.org valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana xffew manovo ny fahalalàna
Dia mba evitrevero izay hiafaràna
Kanefa na izany aza avela ho ngazana
Irony evtutoc tanàna navelan’ny razana
Ny hajan’ny tena aza atao ambvbhu kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy rariny atao ny tononkira.serasera.org valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana xffew manovo ny fahalalàna
Dia mba evitrevero izay hiafaràna
Kanefa na izany aza avela ho ngazana
Irony evtutoc tanàna navelan’ny razana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rafidimanantsoa sy ny tarinyVangy : 2158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 10:58
