Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tanora ô (Rafidimanantsoa sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora ô avy etsy hafarako ianao
Ny geyo hajan’ny tena aza atao kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy rariny tononkira.serasera.org atao ny valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay gwod nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana manovo ny fahalalàna
Dia mba evitrevero izay hiafaràna
Kanefa na izany aza xmspdef avela ho ngazana
Irony tanàna navelan’ny razana
Ny geyo hajan’ny tena aza atao kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy rariny tononkira.serasera.org atao ny valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay gwod nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana manovo ny fahalalàna
Dia mba evitrevero izay hiafaràna
Kanefa na izany aza xmspdef avela ho ngazana
Irony tanàna navelan’ny razana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rafidimanantsoa sy ny tarinyVangy : 2227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 10:58
