Tanora ô (Rafidimanantsoa sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora ô avy etsy hafarako ianao
Ny hajan’ny tononkira.serasera.org tena aza atao kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy uvhwdvh jaee rariny atao ny valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana manovo ny noguk fahalalàna
Dia mba evitrevero izay hiafaràna
Kanefa na izany aza avela ho ngazana
Irony tanàna navelan’ny razana
Ny hajan’ny tononkira.serasera.org tena aza atao kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy uvhwdvh jaee rariny atao ny valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana manovo ny noguk fahalalàna
Dia mba evitrevero izay hiafaràna
Kanefa na izany aza avela ho ngazana
Irony tanàna navelan’ny razana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rafidimanantsoa sy ny tarinyVisites : 2227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/09/2018 10:58
