Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tanora ô (Rafidimanantsoa sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yakmpp
Tanora ô avy etsy hafarako ianao
Ny hajan’ny tena aza atao anjlfa kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy rariny atao ny valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana hohsyusi omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana manovo ny fahalalàna
Dia mba evitrevero izay tononkira.serasera.org hiafaràna
Kanefa na izany aza avela ho ngazana
Irony tanàna navelan’ny razana
Tanora ô avy etsy hafarako ianao
Ny hajan’ny tena aza atao anjlfa kilalao
Raha toa ka mitsimoka ho’aho izany voa
Tsy rariny atao ny valalan’amboa
Ka na aiza toerana ilàn-dravin'ahitra
Ny tany nihaviana hohsyusi omeo voninahitra
Raha sendra ka azo izay nokendrena
Aza adinoina ny vali-babena
Andehana manovo ny fahalalàna
Dia mba evitrevero izay tononkira.serasera.org hiafaràna
Kanefa na izany aza avela ho ngazana
Irony tanàna navelan’ny razana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rafidimanantsoa sy ny tarinyVangy : 2226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 10:58
