Nofin'ny alina (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny alina, hanofisana anao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina qbdsobi indray
Ilay akanjonao,’lay umtnxba nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola mamin’ny molotro
Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny handeha
Sao d tratry ny andro maraina
Ny tantaranao, zay tavela ao am tononkira.serasera.org po
Tsy ho adino mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny jpba fiainako ety
Mbola hafa ny antsika roa
Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy hanamisàna aminao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina qbdsobi indray
Ilay akanjonao,’lay umtnxba nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola mamin’ny molotro
Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny handeha
Sao d tratry ny andro maraina
Ny tantaranao, zay tavela ao am tononkira.serasera.org po
Tsy ho adino mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny jpba fiainako ety
Mbola hafa ny antsika roa
Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy hanamisàna aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja MahavanonaVangy : 8469
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 22/10/2005 10:40
