Tsipolitra (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ranomaso no hanafaka
Ny fahoriana ao anatinao
Na famoizana izao tontolo izao
Noho ilay olona nandao
Marina fa nitia ianao fgmovmng ô
Mandao ireo havatiana
Fantany fa tsy kilalao ô
Ny voady vpkzyh izay nekena fahiny
Nahoana raha tsiky no handravaka
Ity endrikao malahelo
Hirahira isika roa mitahiry
Ireo fahasambarana taloha
Ka izy tononkira.serasera.org aza minia manadino
Tsy mahatsiaro ity ebyxds ankany
Toy ny tsipolitra manara-damba
Miantsampy amin’ny olona mandalo
Ny fahoriana ao anatinao
Na famoizana izao tontolo izao
Noho ilay olona nandao
Marina fa nitia ianao fgmovmng ô
Mandao ireo havatiana
Fantany fa tsy kilalao ô
Ny voady vpkzyh izay nekena fahiny
Nahoana raha tsiky no handravaka
Ity endrikao malahelo
Hirahira isika roa mitahiry
Ireo fahasambarana taloha
Ka izy tononkira.serasera.org aza minia manadino
Tsy mahatsiaro ity ebyxds ankany
Toy ny tsipolitra manara-damba
Miantsampy amin’ny olona mandalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 10969
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zozefa
Daty : 25/01/2006 21:07
