Ajanony any (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ajanony any raha toy izany foana,
Ajanony any fa mandany fotoana,
Vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo,
Ajanony any samy miala!
Marary ny aina andeha hamitra-pihavanana indray,
Tsy mandry ny saina nefa tsy diso akory zany izahay
Ampanetre-tena sy ampanajana koa,
Aleo hono gmqkkdha miala tsiny fa ny mpamosavy no to fo,
Fiainana mbola hodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
Misy ndray ankehitriny no miseho milay
Mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!
Ajanony any.....
Tsy mety voxevlya tokoa,ndraindray aza latsa-tomany
na hoe tsy diso tononkira.serasera.org aho,tsy zay no tsiny
nefa dia voaheloka ihany!
Hamafiso ny saina dia mba mahaiza manindry fo
fa ny vita mbola lefy avokoa
fiainana mbola ho diavina...... gjtwisl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 14902
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : malaiikaa
Daty : 24/05/2003 00:21