Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ajanony any (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ajanony any raha toy izany foana,
Ajanony any fa mandany fotoana,
Vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo,
Ajanony any samy miala!
Marary ny aina andeha hamitra-pihavanana indray,
Tsy mandry ny saina nefa tsy diso akory zany izahay
Ampanetre-tena sy ampanajana koa,
Aleo hono miala tsiny fa ny mpamosavy no tononkira.serasera.org to fo,
Fiainana mbola hodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
Misy ndray ankehitriny no miseho milay
Mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!
Ajanony any.....
Tsy mety tokoa,ndraindray aza latsa-tomany
na hoe tsy diso bndl aho,tsy zay no tsiny
nefa dia voaheloka ihany!
Hamafiso rcsrfd ny saina dia mba mahaiza manindry fo
fa ny vita mbola lefy msbdt avokoa
fiainana mbola ho diavina......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 14664
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : malaiikaa
Date : 24/05/2003 00:21