MISY KALO (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalo misiditsidina any
Mitarika sento sy tomany
Misy sioka egmbyn malefam-piangaly
Vetsovetso ts’isy namaly

Dia nindramiko ny hariva
efa tolak’iny
Hiaraka aminy any aho

Misy loko natsidiky ny avana
Namaky habakabaka tsy nahy
Misy loko natsidiky ny avana
Saika mba haka anie aho fa dify tononkira.serasera.org izy

Dia nindramiko iny rahona xnybgwy  
efa dotran’ny masoandro
Hiaraka aminy aho

Misy teny manindrona dia lasa
Tokony ho tadidy tsy tsaroana
Misy teny voateny tsy kinasa
Tokony ho adinoina fa abtcftm tavela

Dia nindramiko ny rivotra
Handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tselonina
Vangy : 40407
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oully
Daty : 14/07/2009 01:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121