Manangatra andro atoandro (Ikalalila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo ary ypsyc hoe
Hojereko
Ilay maratra e
Hotazaniko

Ilay mampijaly anao isan’andro
Isan’andro, isak’alina
Ilay tononkira.serasera.org tsy ahitànao tory
Manangatra andro dzcna atoandro
Mankahia, mampahory

Saika tsy hanelingelina ihany aho
Hamela anao hiady irery ao
Saingy ilay mihidy aman-trano
Tsy hampisava ny tahotrao

Aza miondrika
Izaho ito
Aza mangovitra
Izaho ihany ito

Ilay azonao ihantahantàna
Na fihininina mafy
Tsy misy ambara firy
Mba te hahita anao mitsiky fotsiny
Manadino jghyzi ny hirifiry

Tononkira sy feony : Lila Ratoveloniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ikalalila
Vangy : 966
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2024 17:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.015