Tsy malagasy (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy malagasy izany feonkira izany
Kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao fa samy tononkira.serasera.org manana ny tiana
Kanefa na dia izany aza pvujnw ny an'ny tena aza ariana
Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira sgaodchj tena malagasy
Ka diniho ange fa tantarantsika izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany elwx ao
Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa
Kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao fa samy tononkira.serasera.org manana ny tiana
Kanefa na dia izany aza pvujnw ny an'ny tena aza ariana
Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira sgaodchj tena malagasy
Ka diniho ange fa tantarantsika izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany elwx ao
Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jeanne NalyVangy : 2700
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2018 18:34
