Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy malagasy (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy grnbcok malagasy izany feonkira izany
Kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao lfapg fa samy manana ny tiana
Kanefa na dia izany aza ny an'ny tena aza rwveidy ariana
Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira tena malagasy
Ka diniho ange fa tantarantsika izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany ao
Tonony tononkira.serasera.org sy feony : Naly Rakotofiringa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jeanne NalyHits : 2775
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 19/09/2018 18:34