Tsy malagasy (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lyakqsz
Tsy malagasy izany feonkira xlntyvll izany
Kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao fa samy manana ny tiana
Kanefa na dia izany aza ny an'ny tena aza iawsljgu ariana
Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira tena malagasy
Ka diniho ange fa tantarantsika tononkira.serasera.org izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany ao
Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jeanne NalyVisites : 2690
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 19/09/2018 18:34