Tsy malagasy (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy malagasy rsofji izany feonkira izany
Kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao fa samy manana ny tiana
Kanefa tacl na dia izany aza ny an'ny tena aza ariana
Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira tena malagasy
Ka diniho tononkira.serasera.org ange fa tantarantsika izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany ao
Tonony sy feony fjqaxe : Naly Rakotofiringa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jeanne NalyVangy : 2687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2018 18:34