Tsipolitra (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy qhsl ranomaso no hanafaka
Ny fahoriana ao anatinao
Na famoizana izao tontolo izao
Noho ilay olona nandao
Marina fa nitia ianao ô
Mandao ireo mhqjgcnr havatiana
Fantany fa tsy kilalao ô
Ny voady izay nekena fahiny
Nahoana raha tsiky no handravaka
Ity endrikao malahelo
Hirahira isika roa mitahiry
Ireo tononkira.serasera.org fahasambarana taloha
Ka izy aza minia manadino
Tsy mahatsiaro ity ankany
Toy ny tsipolitra manara-damba
Miantsampy amin’ny szttf olona mandalo
Ny fahoriana ao anatinao
Na famoizana izao tontolo izao
Noho ilay olona nandao
Marina fa nitia ianao ô
Mandao ireo mhqjgcnr havatiana
Fantany fa tsy kilalao ô
Ny voady izay nekena fahiny
Nahoana raha tsiky no handravaka
Ity endrikao malahelo
Hirahira isika roa mitahiry
Ireo tononkira.serasera.org fahasambarana taloha
Ka izy aza minia manadino
Tsy mahatsiaro ity ankany
Toy ny tsipolitra manara-damba
Miantsampy amin’ny szttf olona mandalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 11332
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zozefa
Daty : 25/01/2006 21:07
