Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahy
Soratako ianao irkkqmce satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo rwugm ho tononkira.serasera.org tsiambara-roa

Ity saiko te-hanoratra fa ny tanako miraikitra
Ny fanahiko mirenireny maika hanantanteraka ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…

Masosotay oflfj ianao, soratako
Malahelo ianao, soratako
Tezitra ianao, soratako
Faly ianao, asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy,
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MSD
Vangy : 2294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/11/2016 09:03
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148