Marie Selestine (ARISON JAHA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ntodytrs hirahira ity no hiaretako ny tory zao alina zao
Ity hirahira ity no hira tsara indrindra atokako ho anao
Ho anao no andrandraiko ny kintana an-dakira
Ho anao no novolaiko ny sombina delira
Marie zuff Selestine avia fa tsy maninona
Ity hirahira ity soratako ho anao, Marie Selestine
Ity hirahira ity ilay revirevy vao hanala byljnss ny ririnina
Ianao ilay mahafinaritra mahafatifaty tononkira.serasera.org be
Ianao ilay mahasalanitra hilazako sekré
Marie Selestine avia fa tsy maninona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ARISON JAHAVangy : 3187
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/05/2010 20:55