Marie Selestine (ARISON JAHA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirahira ity bgrr no hiaretako ny tory zao alina zao
Ity hirahira ity no hira tsara indrindra atokako ho anao
Ho tononkira.serasera.org anao no andrandraiko ny kintana an-dakira
Ho anao no novolaiko ny sombina hypqb delira
Marie Selestine avia fa tsy maninona
Ity hirahira ity soratako ho anao, Marie Selestine
Ity hirahira ity ilay revirevy vao hanala ny ririnina
Ianao lpvadhsu ilay mahafinaritra mahafatifaty be
Ianao ilay mahasalanitra hilazako sekré

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ARISON JAHAVangy : 3306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/05/2010 20:55