Hiran'i neny (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ny avo
Ny foko ravoravo eto izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka dupmgwx zaraiko aminao
Sambatra aho ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifaly fo fatratra aok’izany rjqoywa moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy ho lò

Raha tsy manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety tononkira.serasera.org mampamoy pszrjcjq fo
Laingalainga moa
Fa ny aza mahavoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 9651
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 18:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0179