IZAHO TSY MANAHY (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra
Na sarotra tononkira.serasera.org aza ny lalana
Izaho tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao mitaridalana e!
Izaho tsy jgisawoj manahy
Raha izaho aloha efa fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola nindramiko
Na ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho ciyrtnh tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka mxtgp ho tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko ny lalako
Tonony sy feony : vanintsoa
Na sarotra tononkira.serasera.org aza ny lalana
Izaho tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao mitaridalana e!
Izaho tsy jgisawoj manahy
Raha izaho aloha efa fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola nindramiko
Na ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho ciyrtnh tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka mxtgp ho tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko ny lalako
Tonony sy feony : vanintsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VanintsoaVangy : 2248
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : baloba84
Daty : 26/05/2022 09:30
