IZAHO TSY MANAHY (Vanintsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra
Na sarotra aza ny qprtik lalana
Izaho tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy prpwquwo ifaharana
Ianao lfzfmj mitaridalana e!
Izaho tsy manahy


Raha izaho aloha efa fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy tononkira.serasera.org ahy ireny fa mbola nindramiko


Na ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka ho tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko ny lalako

Tonony sy feony : vanintsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vanintsoa
Vangy : 2336
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : baloba84
Daty : 26/05/2022 09:30
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113