IZAHO TSY MANAHY (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra
Na sarotra aza ny lalana
Izaho gelgm tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao xijb mitaridalana e!
Izaho tsy manahy
Raha izaho aloha efa zwsvr fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola nindramiko
Na tononkira.serasera.org ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka ho tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko ny lalako
Tonony sy feony : vanintsoa
Na sarotra aza ny lalana
Izaho gelgm tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao xijb mitaridalana e!
Izaho tsy manahy
Raha izaho aloha efa zwsvr fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola nindramiko
Na tononkira.serasera.org ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka ho tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko ny lalako
Tonony sy feony : vanintsoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VanintsoaVisites : 2330
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : baloba84
Date : 26/05/2022 09:30
