Fitia mandainga ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo fihetsikao, manalasala
Milaza fa tia, tena tia tokoa fa tsy manadala
Nefa raha jerena, mampihafahafa
Toa fitia mandainga
Misy tetika, vnddhtyu tanjona hafahafa
Be safary loatra, fa eoidq tsy mba tsotra
Mahay mampandriandrisa,
Mitanisa izay tsy ho vita
Nefa tsy mampino fa hoe fitia madio
'Ilay fitiavanao ahy tononkira.serasera.org zary toa mampiahiahy
Aleoko ihany ilay any
'Lay efa tiako hatrizay
Tsy foiko sady tsy mahafoy ahy
Izy ihany no mba hany
'Lay fitiavana , tsy miaro vgqiqcv fanambazana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 8318
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : henitsoa21
Daty : 24/10/2016 15:01